Ny Salamo

Salamo toko 148. 12-13,15-16,19-20

       12 zatovolahy sy virjiny tanora,
lahiantitra sy zaza.
       13 Aoka hidera ny anaran'ny Tompo izy ireo,
fa ny anarany no hany lehibe,
ny voninahiny dia ambonin'ny lanitra sy ny tany.