Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 25, 4bc-5ab

       <4DALETH
Iaveh ô, ampahafantaro ny làlanao aho;
ampianaro ny sakeli-dàlanao aho.
       5HE
Tariho amin'ny fahamarinanao aho,
VAV
ary ampianaro, fa Andriamanitry ny famonjeko hianao;
hianao no antenaiko mandritra ny andro. >