Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 69, 14

       <14Fa izaho kosa, ry Iaveh, mivavaka aminao,
ka amin'ny andro mety, ry Andriamanitra,
noho ny hatsaram-ponao lehibe,
ekeo ny fangatahako araka ny hamarinan'ny famonjenao. >