Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 78, 56-57.58-59.61-62

       <56Na dia izany aza, mbola naka fanahy sy nihantsy an'Andriamanitra Avo indrindra ihany izy ireo,
ka tsy nitandrina ny didiny.
       57Fa niodina sy nivadika toy ny razany izy ireo,
nibirioka toy ny tsip├Čka mandainga.
       58Nampahatezitra azy, tamin'ny fitoerana avony;
nampahasaro-piaro azy, tamin'ny sampiny.
       59Tezitra Andriamanitra nandre izany,
tonga tsy tiany mainty Israely.
       61natolony ho babo ny heriny;
ary ho eo an-tanan'ny fahavalo ny fiandrianany.
       62Nafoiny ho an'ny sabatra ny vahoakany,
ka tezitra tamin'ny lovany izy. >