Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 95, 6-7

       <6Avia, aoka hiankohoka sy hitsaoka isika;
mandohaliha eo anatrehan'ny Tompo Mpahary antsika.
       7Fa izy no Andriamanitsika,
ary isika dia vahoaka eo am-balany,
andian'ondry entin'ny tànany. >