Epistola Faharoan'i Md. Paoly Ho An'i Timote
| Toko | Votoatiny |
|---|---|
| Toko 1 | Fiarahabana - Fisaorana - Famporisihana hahery fo - Anatra samihafa. |
| Toko 2 | Famporisihana hiezaka mafy sy hiaritra fanenjehana - Fitsipi-pitondran-tena samihafa. |
| Toko 3 | Ny fandosirana ny mpampianatra tsy izy - Famporisihana an'i Timote haharitra amin'ny tsara. |
| Toko 4 | Famporisihana hitory teny sy hiasa mafy - Hafatra sasany sy fanaovam-beloma. |