Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana
1 Korintiana toko 9, 15
<15Izaho anefa dia sady tsy nampiasa izany fahefana izany no tsy nanoratra ity ho toy ny hitaky izany hatao amiko. Aleoko maty, toy izay ny voninahitro amin'izany no hofoanan'olona. >