Taratasy Voalohan'i Md. Piera
Toko faha-3
9
Aza mamaly ratsy ny ratsy, na mamaly ompa ny ompa, fa aleo aza misaotra; satria ho amin'izany no niantsoana anareo, mba hahatonga anareo ho mpandova ny fitahiana.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0283