Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'i Timote
1 Timote toko 6, 11
<11Koa aoka àry hianao, ry olon'Andriamanitra, handositra izany zavatra izany, fa hikatsaka fahamarinana, fahazotoa-mivavaka, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy. >