Taratasy Faharoan'i Md. Paoly Ho An'ny Koritiana

Toko faha-12

14 Indro fanintelony izao no vonon-ko any aminareo aho, nefa tsy hahavaky tratra anareo; satria tsy ny fanananareo no tadiaviko, fa ny tenanareo; ary tsy ny zanaka no tokony hihary ho an'ny ray aman-dreniny, fa ny ray aman-dreny no tokony hihary ho an'ny zanany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079