Ny Asan'ny Apostoly

Toko faha-3

12 Nony nahita izany Piera, dia niteny tamin'ny vahoaka hoe: Ry Israelita, nahoana no gaga amin'izany hianareo, ary nahoana no mibanjina anay? Angaha ataonareo fa ny herinay sy ny fahamasinanay no mampamindra azy io?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0177