Ny Asan'ny Apostoly

Toko faha-9

36 Ary tany Jope nisy vehivavy anankiray mpianatra atao hoe Tabità, na hoe Dorkasy raha adika, izay nahavita asa soa amam-piantrana betsaka.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083