Ny Asan'ny Apostoly
Toko faha-9
40
Navoakan'i Piera avokoa ny olona rehetra, dia nandohalika izy ka nivavaka, vao nanatrika ny faty nanao hoe: Ry Tabità, mitsangàna. Dia nahirany ny masony, ka nony nahita an'i Piera izy, dia niarina.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0098