Bokin'i Daniely

Toko faha-3

95 Niteny Nabokodonozora ka nanao hoe: Isaorana anie ny Andriamanitr'i Sidraka sy Misaka sy Adbenegao, fa naniraka ny anjeliny hamonjy ny mpanompony izay natoky azy sy nandika ny didin'ny mpanjaka, ary nanolo-tena mba tsy hanompo na hitsaoka andriamani-kafa hafa-tsy ny Andriamaniny ihany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719