Eksaody

Toko faha-12

15 Hafitoana hianareo hihinana mofo tsy misy lalivay; ka vao amin'ny andro voalohany, dia foany lalivay ny tranonareo; fa na zovy na zovy hihinana mofo misy lalivay, hatramin'ny andro voalohany ka hatramin'ny andro fahafito, dia hofongorana tsy ho eo amin'Israely.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1177