Eksaody

Toko faha-34

21 Ny andro enina no hiasanao; fa ny andro fahafito kosa hitsaharanao, na dia amin'ny taom-piasana tany amam-pamorim-bokatra aza.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088