Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Galata

Toko faha-2

14 Vao hitako kosa fa tsy nandeha mahitsy araka ny fahamarinan'ny Evanjely izy ireo, dia i Sefasy no nilazako teo anatrehan'ny olona rehetra teo hoe: Koa hianao Jody aza re, nanaraka ny fomban'ny jentily, fa tsy ny an'ny Jody; ka ahoana no dia ahasahianao manery ny jentily hanaraka ny fomban'ny Jody?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1269