Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Galata

Toko faha-2

16 nefa nony fantatsika fa tsy ny asan'ny Lalàna no anamarinana ny olona, fa ny finoana an'i Jesoa-Kristy, dia mba nino an'ny Kristy Jesoa koa isika, mba hohamarinina amin'ny finoana azy, fa tsy amin'ny asan'ny Lalàna, satria tsy misy nofo hohamarinina amin'ny asan'ny Lalàna.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0491