Bokin'Izaia
Izaia toko 25, 6
<6Hanomanan'ny Tompon'ny tafika
amin'ity tendrombohitra ity ho an'ny firenena rehetra,
fanasana amin'ny hena matavy,
fanasana amin'ny divay ela niotrehana,
hena matavy sy be tsoka,
divay ela niotrehana sy voatantavana. >