Ny Jenezy

Toko faha-25

25 Ilay nivoaka voalohany dia menapiny, toy ny lamba voloina ny tenany manontolo, ary natao hoe Esao no anarany; ny rahalahiny nanarakaraka kosa, sady nihazona ny ombalahin-tongotr'i Esao, ary nataony hoe Jakoba no anarany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0656