Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-8

14 Fa namaly Jesoa ka nanao taminy hoe: Na dia manambara tena aza aho, dia marina ny fanambarako, satria fantatro izay nihaviako sy izay alehako, ary hianareo tsy mahalala izay ihaviako na izay alehako.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1111