Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-8

42 Fa hoy kosa Jesoa tamin'izy ireo: Raha Andriamanitra no rainareo, dia ho tia ahy hianareo, satria Andriamanitra no nihaviako, ary izy no nahatongavako aty; fa tsy tonga ho ahy aho, fa izy no naniraka ahy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093