Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-8

44 Ny demony no ray nihavianareo, ka izay tian'ny rainareo no tianareo hatao. Ary izy dia mpamono olona hatramin'ny voalohany sy tsy naharitra tamin'ny marina, satria tsy misy marina ao aminy. Raha mandainga izy, dia ny azy no lazainy izany, satria mpandainga sy rain'ny lainga izy;

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2497