Bokin'i Jonasa

Toko voalohany

6 Avy nanatona azy ny kapitenin-tsambo, ka nanao taminy hoe: Inona ity ataonao, no matory foana? Mitsangàna, antsoy ny Andriamanitrao, ndrao mba mihevitra antsika Andriamanitra, ka tsy ho faty isika.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0278