Bokin'i Josoe

Toko faha-24

32 Ary ny taolan'i Josefa, izay nentin'ny zanak'Israely avy tany Ejipta, dia nalevina tao Sikema, amin'ilay saha novidin'i Jakoba, nomeny zato kesitasy, tamin'ny taranak'i Hemora, rain'i Sikema, ary tonga fananan'ny taranak'i Josefa ny taolany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089