Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Kolosiana

Toko faha-3

13 Aoka hifandefitra sy hifamela heloka, raha misy manana alahelo amin'ny namany. Aoka ho tahaka ny namelan'ny Tompo heloka anareo no hamelanareo heloka koa.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086