Levitika

Toko faha-23

14 Tsy hihina-mofo, na salohim-bary voaendy, na salohim-bary maitso hatramin'izany andro izany mandra-pitondranareo ny fanatitra ho an'ny Andriamanitrareo. Lalàna tsy tapaka ho an'ny taranakareo izany, any amin'ny tany rehetra honenanareo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0234