Levitika

Toko faha-23

21 Amin'io andro io indrindra no hiantsoanareo ny fety, ary hisy fivoriana masina ho anareo, tsy hanao asam-panompo na inona na inona hianareo. Lalàna tsy tapaka ho an'ny taranakareo izany, any amin'izay tany rehetra honenanareo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1167