Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-14

10 Fa raha asaina hianao, dia any amin'ny fitoerana farany mipetraka, ka raha tonga izay nanasa anao, dia hilaza aminao hoe: Mandrosoa, ry sakaiza, etsy alohaloha kokoa; amin'izay dia hahazo voninahitra eo imason'izay rehetra hiara-mihinana aminao hianao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0751