Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-24

12 Piera kosa anefa dia nitsangana nihazakazaka nankany amin'ny fasana, ary niondrika izy, fa ny lambam-paty ihany no hany hitany tao ka lasa nody, gaga foana noho ny zava-niseho tao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094