Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-3

14 Ary nisy miaramila koa nanontany azy hoe: Ary izahay kosa, inona no mba tokony hataonay? Dia hoy ny navaliny azy: Fadio ny fanaovana an-keriny sy ny fitorohana, ary mahaiza mianina amin'izay karamanareo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096