Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-4

23 Ary hoy kosa Jesoa taminy: Marina raha tsy ataonareo amiko ilay oha-bolana hoe: Dokotera, sitrano aloha ny tenanao. Ny zava-mahagaga renay nataonao tany Kafarnaoma mba ataovy eto amin'ny tany nahabe anao koa.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1149