Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-14

19 Dia nasainy nipetraka tamin'ny ahitra ny vahoaka, ary noraisiny ny mofo dimy sy ny hazandrano roa, dia niandrandra ny lanitra izy ka nitso-drano; ary nony efa novakiny ny mofo dia nomeny ny mpianany, ka nozarain'ny mpianany tamin'ny vahoaka.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0262