Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-5

19 Koa amin'izany, izay handika ny anankiray amin'ireo didy madinika indrindra ireo, ka hampianatra ny olona toy izany, dia ho kely indrindra amin'ny fanjakan'ny lanitra; fa izay hanatanteraka sy hampianatra ireo kosa dia ho lehibe amin'ny fanjakan'ny lanitra.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098