Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Romana

Toko faha-6

19 Miteny araka ny fanaon'ny olona aho, noho ny fahalemen'ny nofonareo: tahaka ny nanoloranareo ny tenanareo hanompo ny fahalotoana sy ny tsy fahamarinana hahatanteraka ny tsy fahamarinana, no aoka hanoloranareo ny rantsam-batanareo ankehitriny hanompo ny fahamarinana hahatanteraka ny fahamasinana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.089