Ny Salamo

Toko faha-119

129 PHE Mahagaga ny fampianaranao, ka mitandrina azy ny fanahiko.

130 Mahazava, ny famelarana ny teninao; ka mampahazo saina ny olona tsotra.

131 Atanatanako ny vavako, dia mitroka aho, fa lian-kitelina ny didinao aho.

132 Atodiho ahy ny tavanao, ka mamindrĂ  fo amiko; fa rariny izany ho an'izay tia ny anaranao.

133 Afikiro amin'ny teninao ny diako, ary aza avela hisy haratsiana hanjaka ato amiko.

135 Ampamirapirato amin'ny mpanomponao ny tavanao, ary ampianaro ny lalĂ nao aho.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098