Ny Salamo
Salamo toko 122, 1-2
Ny fahatongavana ao amin'ny TanĂ na masina.
1Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida.
Nahazo hafaliana aho raha nilazana hoe:
Andeha isika ho any an-tranon'ny Tompo!
2indro fa tapitra ny dianay
eto am-bavahadinao, ry Jerosalema. >