Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 34, 17-18

       <17PHE
Ny tavan'ny Tompo manandrina ny mpanao ratsy,
mba hamongorany ny fahatsiarovana azy eo amin'ny tany.
       18TSADE
Fa mitaraina kosa ny marina, dia mihaino azy Iaveh,
ka manafaka azy amin'ny fahoriany rehetra. >