Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana

1 Korintiana toko 11, 22
<22Tsy manan-trano hihinanana sy hisotroana va hianareo? Sa manazimba ny tranon'Andriamanitra, ka sahy manome henatra ny tsy manana? Inona no holazaiko aminareo? Hidera anareo va aho? Tsia, tsy hidera anareo amin'izany velively aho! >