Boky Voalohan'ny Makabeo
Toko faha-4
36 Ary hoy kosa Jodasa sy ireo rahalahiny: Efa resy ity ny fahavalontsika, ka ndeha amin'izao hiakatra hanadio ny tempoly sy hitokana azy indray.37 Dia nivory ny tafika manontolo, ka niakatra ho any an-tendrombohitra Siona.