Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Boky Voalohan'ny Makabeo

1 Makabeo toko 4, 35
<35Nony hitan'i Lisiasa ity fiparitaky ny tafiny, sy izato fahasahian'ny miaramilan'i Jodasa, izay nitomban-ko velona na ho faty amim-boninahitra, dia nody ho any Antiokia izy, ka naka miaramila tamin'ny hafa firenena; ny hiverina ho any Jodea indray no nampoiziny rahefa nampitomboiny ny miaramilany. >