Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Boky Voalohan'ny Tantara

1 Tantara toko 29, 11
<11Anao, ry Iaveh, ny fahalehibeazana, ny fahefana, ny fahamendrehana, ny famirapiratana ary ny voninahitra; fa anao izay rehetra any an-danitra sy etý an-tany; anao, ry Iaveh, ny fanjakana, anao ny fisandratana ambony lavitra noho ny zavatra rehetra! >