Taratasy Faharoan'i Md. Paoly Ho An'ny Koritiana

Toko faha-13

10 Izany no anoratako ireo zavatra ireo aminareo, dieny tsy mbola eo aminareo aho, fandrao dia voatery hanao mafy loatra aho, rahefa tonga, noho ny fahefana nomen'ny Tompo ahy, ho fananganana fa tsy ho fandravana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0134