Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Faharoan'i Md. Paoly Ho An'ny Koritiana

2 Korintiana toko 3, 3
<3Eny, miseho miharihary fa hianareo no taratasin'ny Kristy, nampanoratiny anay, tsy tamin'ny ranomainty, fa tamin'ny Fanahin'Andriamanitra velona; ary tsy tamin'ny takela-bato fisaka, fa tamin'ny takela-nofo kosa, dia ny fonareo izany. >