Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Boky Faharoan'ny Makabeo

2 Makabeo toko 7, 1
Ny namonoana azy fito mirahalahy sy ny reniny noho ny firaiketam-pony tamin'ny lalana.

       1Nisy koa olona fito mirahalahy, nosamborina miaraka amin-dreniny; ary notadiavin'ny mpanjaka hoterena hihinan-kenan-kisoa, noraran'ny lalàna, izy ireo, ka nokapohina natao hoto tamin'ny kotopia aman-kozatr'omby. >