Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Amosy

Amosy toko 5, 16

       <16Koa izao no lazain'ny Tompo,
ny Andriamanitry ny tafika, ny Tompo:
Hisy hidradradradra eny amin'ny kianja rehetra eny:
hisy hanao hoe: Indrisy! indrisy! eny an-dalambe rehetra eny;
hisy hiantso ny mpiasa hisaona,
sy higogogogo, miaraka amin'izay mahay midridridridry. >