Ny Asan'ny Apostoly

Toko faha-12

13 Nodoniny ny vavahady, dia nanatona hihaino ity ankizivavy anankiray atao hoe Rody. 24 Tamin'izany dia nandroso niely ny tenin'ny Tompo, ka nahavokatra mpianatra maro hatrany. 25 Nony vita ny raharahan'i Barnabe sy Saoly tao Jerosalema, dia niverina tany Antiokia izy, ary nitondra an'i Joany izay atao hoe Marka hiaraka aminy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0847