Ny Asan'ny Apostoly

Toko faha-12

10 Nony efa nandalo ny fiambenana voalohany sy faharoa izy, dia tonga tao amin'ny vavahady vy, fidirana ao an-tanàna; nivoha ho azy io, ka tafavoaka izy ireo, dia nizotra tamin'ny làlana iray, vao nilaozan'ilay anjely tampoka izy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088