Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Asan'ny Apostoly

Asa toko 2, 14

       <14Tamin'izay, dia nitsangana niaraka tamin'ny iraika ambin'ny folo lahy Piera ka nanao antso avo tamin'ireo hoe: Ry Jody sy hianareo rehetra izay mitoetra eto Jerosalema, fantaro tsara izao, ary mampandria sofina amin'ny teniko. >