Ny Asan'ny Apostoly
Toko faha-22
23
Mbola nihorakoraka sy nanipy lamba, ary nitora-bovoka eo izy ireo,
30
Nony ampitso, te-hahalala marina izay antony niampangan'ny Jody azy izy, ka nasainy hovahana i Paoly, ary nodidiany hivory ny mpisorona sy ny Sanedrina, dia nentina i Paoly ka napetrany teo afovoan'izy ireo.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.0636